Rechercher

45 Rijan-teny

2026-005 - LALÀNA LAHARANA FAHA – 2026 - 005 momba ny politikan’ny fampiasana teny sy zo momba ny teny eto Madagasikara

Ny tanjon’ity Lalàna ity dia ny : • hanamafy ny anjara toeran’ ny teny malagasy amin'ny maha tenim-pirenena sy tenindreny azy ; • hampiroborobo ny fampiasana ny teny malagasy amin’ny sehatra eo…
Toetry : Loi adoptée définitivement
Karazana : Autre
Daty nametrahana : 13/07/2026

2026 - 004 - LOI n° 2026 - 004 PORTANT LOI DE FINANCES RECTIFICATIVE POUR 2026

Ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taom-piasana 2026 ity dia miorina amin’ny trangan-javatra manan-daja toy ny rivodaza sy ny fifandirana eo amin’ny sehatra …
Toetry : Loi adoptée définitivement
Karazana : Loi de finances rectificative (LFR)
Daty nametrahana : 13/07/2026

009-2026/PP - PROPOSITION DE LOI n° 004 - 2026/PL

Toetry : Dépôt officiel
Karazana : Proposition de loi
Daty nametrahana : 24/06/2026

023-2026 - AVANT-PROJET DE LOI PORTANT LÉGISLATION PHYTOSANITAIRE

Toetry : Dépôt officiel
Karazana : Projet de loi
Daty nametrahana : 24/06/2026

021-2026 - PROJET DE LOI n°021/2026 du 02 juin 2026

Toetry : Brouillon
Karazana : Projet de loi
Daty nametrahana : 24/06/2026