Volavolan-dalàna
45 Rijan-teny
2026-005 - LALÀNA LAHARANA FAHA – 2026 - 005 momba ny politikan’ny fampiasana teny sy zo momba ny teny eto Madagasikara
Ny tanjon’ity Lalàna ity dia ny :
• hanamafy ny anjara toeran’ ny teny malagasy amin'ny maha tenim-pirenena sy tenindreny azy ;
• hampiroborobo ny fampiasana ny teny malagasy amin’ny sehatra eo…
2026 - 004 - LOI n° 2026 - 004 PORTANT LOI DE FINANCES RECTIFICATIVE POUR 2026
Ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taom-piasana 2026 ity dia miorina amin’ny trangan-javatra manan-daja toy ny rivodaza sy ny fifandirana eo amin’ny sehatra …