{"licence":"Licence Ouverte / Open Licence v2.0","source":"Assemblée Nationale de Madagascar — parlement.mg","export_date":"2026-08-19T06:56:37.287736","pagination":{"current_page":1,"total_pages":1,"total_count":45,"per_page":50,"has_next":false,"has_previous":false},"data":[{"id":79,"numero":"2026-005","intitule":"LALÀNA LAHARANA FAHA – 2026 - 005 momba ny politikan’ny fampiasana teny sy zo \r\nmomba ny teny eto Madagasikara","type_texte":"AU","type_texte_display":"Autre","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-07-13T14:51:13.669573","status":"LOI_ADOPTE","status_display":"Loi adoptée définitivement","resume_texte":"Ny tanjon’ity Lalàna  ity dia ny :\r\n•\thanamafy  ny anjara toeran’ ny teny malagasy amin'ny maha tenim-pirenena sy tenindreny azy ; \r\n•\thampiroborobo ny fampiasana ny teny malagasy amin’ny sehatra  eo amin'ny ofisialy  sy amin’ny raharaham-panjakana ; \r\n•\thiantoka ny fahafahan’ny olom-pirenena mahazo sy mampiasa ny teny malagasy amin’ny raharaha mahakasika azy\r\n•\thandrindra amin’ny fomba mazava ny politikan’ny teny eto Madagasikara\r\n\r\nIty Lalàna ity koa dia mametraka ny hisian'ny rariny ho an'ny vahoaka, satria mihoatra ny 80% no tsy mahay afa-tsy ny teny malagasy eto Madagasikara, ka matetika iharan'ny tsindry hazo lena amin'ny sehatra maro.\r\n\r\nOmena laharana voalohany ny teny malagasy amin'ny sehatra rehetra, indrindra amin'ny famolavolana lalàna sy ny taratasim-pifandraisan'ny Fanjakana.\r\n -Apetraka ho teny enti-mampianatra manomboka amin'ny sekoly ambaratonga fototra ka hatramin'ny fampianarana ambony ny teny malagasy.  Takina amin'ny olom-boafidy sy ny  olom-boatendry ny fampiasana azy .\r\n\r\n-Ahazoana mari-pahaizana ambony amin'ny Anjerimanontolo ny fahaizana ny teny malagasy.\r\n\r\n-Manana zo hahazo dikan-teny malagasy ny olom-pirenena amin'ny raharaha ofisialy, alohan'ny hanao sonia fifanarahana asa sy  fampiofanana raha teratany vahiny ny mpampiofana. \r\n\r\n-Atao amin'ny teny malagasy na asiana dikan-teny malagasy koa ny mombamomba ny vokatra eny an-tsena, ny lanonana na fivoriambe atrehin'ny vahoaka, ary ny takelaka fanondroana toerana na birao.\r\n\r\n-Hatsangana ny \"Tranoben'ny teny malagasy\" : izy io dia rafitra mahaleo tena hanapa-kevitra amin'ny fampanaraham-penitra ny teny malagasy. \r\n\r\n-Hapetraka isaky ny Minisitera tsirairay ihany  koa ny  Sampan-draharaha misahana ny teny sy ny voambolana . \r\nMandra-pitsangan'io Tranobe io, dia ny Minisiteran'ny Kolontsaina aloha no miantsoroka vonjimaika ny asa. \r\nVoasazin’ny fitsipi-pifehezana apetraky ny rafi-panjakana isan-tsokajiny.ny tsy fanarahana ity lalàna ity","auteur_depute_nom":"Navalona Franky Aimé RAKOTOHARITIANA","auteur_senateur":null,"slug":"lalana-laharana-faha-2026-005-momba-ny-politikanny-fampiasana-teny-sy-zo-momba-ny-teny-eto-madagasikara","akn_uri":"/akn/mg/doc/unknown/2026/2026-005/fra@2026-07-13","etapes":[{"etape":"LOI_ADOPTE","etape_display":"Loi adoptée définitivement","date":"2026-07-13T14:51:14.091893","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":78,"numero":"2026 - 004","intitule":"LOI n° 2026 - 004 PORTANT LOI DE FINANCES RECTIFICATIVE POUR 2026","type_texte":"LFR","type_texte_display":"Loi de finances rectificative (LFR)","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-07-13T14:43:15.379420","status":"LOI_ADOPTE","status_display":"Loi adoptée définitivement","resume_texte":"Ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taom-piasana 2026 ity dia miorina  amin’ny trangan-javatra manan-daja  toy ny rivodaza  sy ny fifandirana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ny krizy   any Moyen-Orient, izay nampiakatra ny vidin’ny solika ka niteraka fasahiranana ho an’ny Firenena. Etsy akilany ny fadalovan’ny rivo-doza « Fytia sy Gezani » dia nitondra tondra-drano namotika zavatra maro teo amin’ny lafin’ny fambolena. Noho ireo antony ireo no nitondrana fanovana tao anatin’ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-pajakana taona 2026.\r\nIreo fanitsiana naroso dia manome lanja indrindra ny fandrindrana anatiny ny teti-bola, izay mifototra amin’ny paikady voafaritra sy ny fampifatohana indray ny loharanom-bola mankany amin’ireo laharam-pahamehana. Ity Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana 2026 ity dia manana endriky ny lalàna mifehy ny toe-bolam-mpajakana anaty « réallocation budgetaire » amin’ny lafiny fandaniana  ary  miantoka fampifantohana ara-sehatra mifanaraka amin’ny torolalan’ny Politika Ankapoben’ny Fanjakana ho an’ny  Fanavaozana.\r\n Nihena ny fitomboan’ny toe-karena ka raha 4,8 %-n’ny harikarena faobe  izany tao amin’ny LFI 2026 dia lasa 3,8 % ao amin’ny LFR 2026. Noezahina nohatsaraina ny sampana aram-pabolena, ny BTP, ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra, ny Banky sy ny Fiantohana na dia teo aza   ny akon’ny dona roa sosona ateraky ny krizin’ny angovo sy ny fiovan’ny toetr’andro eo amin’ny asa famokarana.\r\nNy seha-pihariana   voalohany : dia natao 4,0 % raha toa ka 6,4 % tao amin’ny tao amin’ny lalàna momba ny fitantanam-bola 2026 mihena ny vokatra andrasana amin’ny fambolena 4,1 % vokatry ny fahasiban’ny velaran-tany volena sy ireo voly maharitra fanondrana noho ny rivodoza Fytia sy Gezani. Na izany aza, noezahina nohamafisina ny famokarana ara-pambolena. Ny sampana « Fiompina sy Jono » kosa dia antenaina ho +4,0 % raha toa ka +4,3 % tao amin’ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-pajakana taona 2026.\r\nNy seha-pihariana  faharoa : nohavaozina ho 1,9 % raha toa ka 3,3 % tao amin’ny LFI. Ny sampana « Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany » dia hitobo +0,6 % monja (raha +4,5 % teo aloha) nohon’ny fahasibana nateraky ny rivodoza Gezani tamin’ireo fotodrafitrasa an’ny Ambatovy sy ny fiakaran’ny vidin’ny fanafarana solitany vokatry ny fifandonana tany Iran, ary koa ny fanitsiana ny famatsiana ataon’ireo mpamokatra titane manoloana ny fihenan’ny tinady manera-tany.                          Ny sampana « Lamba sy fitafiana » kosa dia hiakatra ho +4,0 % (raha +1,2 % teo aloha) noho ireo fepetra fanitarana ny tsena fanondranana taorian’ny tsy fahazahoana antoka mifandraika amin’ny AGOA.\r\nNy seha-pihariana fahatelo :  Ny sehatry ny asa vaventy dia antenaina hitombo + 9,0 % raha toa ka +7,0 teo aloha. Noho ny asa fanarenana taorian’ny rivodoza sy ny fanamboaran-dalana ary fanamboarana seranam-piaramanidina.Ny hotely sy trano fisakafoanana kosa dia hitombo miadana kokoa +6,1 % noho ny fihenan’ny sidina avy any Dubai vokatry ny krizy any Moyen – Orient. Ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra dia antenaina hitombo tsra (12,2 %) nohon’ny fandrosoan’ny nomerika , ny BPO/EPC ary ny fanitarana  ny tambazotram-pifandraisana.  Ary ny Banky sy fiatohana dia niakatra 10 % izay anisany nitondra ny fiakaran’ny tahan’ny harikarena ao amin’ny sehatra famokarana fahatelo.\r\nNy vola miditra avy amin’ny hetra anatiny dia voatazona ho 6221,7 miliara Ariary ,ny Foibem-pitantanana ankampobe ny hetra dia hampitombo 1,1 % harikarena faobe  (PIB) ireo vola miditra ara-ketra anatin’ny fe-potoana 2026 -2028, amin’ny alalan’ny fanesorana tsikelikely ireo fandaniana ara-ketra izay tsy ahitana fiatraikany amin’ny toe-kare,na sy ara-tsosialy. \r\nMisy fepetra noraisina mba hanatsarana ny fitatanam-bolam-panjakana : \r\nFepetra araka ny Lalàna \r\n•\tFanitarana ny fototra famerenana ara-ketra amin’ny fanohizanz ny fanetsehana ireo vola miditra avy amin’ny hetra ; \r\n•\tFiarovana ireo vola miditra amin’ny Fanjakana amin’ny alalan’ny fanamafisana ireo paika arahina araka ny Lalàna ;\r\n•\tFanatsarana ny fitantanana ireo mpandoa hetra mba hametrahana fifampitokisana sy fiara-miasa maharitra eo amin’ny Fandraharahana sy ireo mpandraharaha ara-toekarena.\r\nFepetra ara-panjakana \r\n•\tFanamafisana ny fitsirihana ara-ketra \r\n•\tFamoriana ireo ambin-ketra tsy voaloa na « RAR »\r\n•\tFanaraha-maso ny vola miditra avy amion’ny tseanam-barotra na IRM \r\n\r\n\tTombanana ho 5202 miliara Ariary ny vinavinan’ny vola miditra amin’ny Faditseranana,  \r\n\r\n\tNotazomina  ho 4852,76 Miliara Ariary ny vola nampetraka ho an’ny fandaniana amin’ny karaman’ny mpiasam-panjakana, izany dia mifanaraka amin’ny  vinan’ny LFI 2026. Tsy nisy fiovana ihany koa ireo vinavina fototra noraisina tany amin’ny  voalohany.\r\n\r\n\tNahitsy  ny vinavina mikasika ireo tahirim-bola fisotroan-dronono ho an’ny mpiasam-panjakana , mba handraisana an-tanana ireo fiovana tsikaritra nandritra ny fanatanterahana  ny tetibola, na eo amin’ny lafiny vola miditra izany na eo amin’ny lafiny fandaniana. Noho izany, ny filàna ho an’ny famenoana ara-bola dia niova ho 459,84 miliara Ariary, tafiditra anatin’izany ny filàna fanampiny mitentina +87,54 miliara Ariary raha oharina amin’ny sorabola  voalohany.\r\n\r\n\tNy vinavina ho an’ny fitambaran’ny vola ho efaina ho an’ny trosa ivelany ao  amin’ny volavolan-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2026 dia voatazona ho 1579,1 miliara Ariary  . Mitontaly 1 224 ,4 miliara Ariary ny renivola raha toa ka 334,7 miliara Ariary kosa ny zanabola.  Ny fampindramam-bola ho an’ny tetikasa dia hitombo hahatratra 4775,5 miliara Ariary ao anatin’ny volavolan-dalàna nasiam-panitsiana.\r\n\r\n\tNy trosa  anatiny dia vinavinaina ho 645,7 miliara Ariary,   momba ny zanabola ateraky ny trosa anatiny dia tsy niova  raha oharina amin’ny tetibola teo aloha.  Ny tahan’ny zanabola ampiharina amin’ireo taratasim-bola navoakan’ny tahirimbolam-panjakana dia tombanana ho 12,39 % amin’ny akampobeny.\r\n\r\n\tNy vola miditra sy mivoaka mahakasika ny fanomezana sy fanampiana avy any ivelany  (FCV) dia tsy miova raha oharina amin’ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana teny am-boalohany. Raha tombanana ho 11,3 miliara Ariary amin’ny taona 2026 ny vola miditra ateraky ny  famerenanana ny FCV dia vinavinaina ho 5,5 miliara Ariary kosa  ny fandaniana hanam-pamokarana atao avy amin’ny fampiasana ireo tahirim-bola ireo. \r\n\r\n\tNy famatsiana ara-bola anatiny ny fatiantoky ny tetibolan’ny Fanjakana dia ho tanterahina amin’ny alalan’ny fivarotana taratasim-bola avy amin’ny Tahirim-bolam-panjakana amin’ny banky  sy ny sehatra ivelan’ny banky  amin’ny ankapobeny. Ny vola andrandraina ho azo amin’izany dia hahatratra 2230,7miliara Ariary, raha toa ka 2095,4 miliara Ariary   kosa ny famerenan-trosa ho atao. Noho izany, hitombo 135,3 miliara Ariary ny antontan-trosa mahakasika ny taratasim-bola navoakan’ny Tahirim-bolam-panjakana. \r\n\r\nNy fanampiana ara-teti-bola izay notombanana ho 1127,8 miliara Ariary  dia hiakatra ary hahatratra 2276,9 miliara Ariary. Ny mamaritra izany dia ny fanampiana avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena, (MERG, TALIM), ny fanampiana  avy amin’ny Tahirimbola Iraisampirenena (FEC, FRD, BAD), avy amin’ny BAD (PAGFRE) \r\n\r\n\tVoalanjalanja ho 30 731 751 721 miliara Ariary ny vola kirakiraina ao amin’ny volavolan-dalàna laharana faha -14/2026 momba ny lalàna mifehy ny fatantanam-bolam-pankana nasiam-panitsiana ho amin’ny taona 2026 (PLFR2026) na ny miditra na ny mivoaka","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"loi-n-2026-004portant-loi-de-finances-rectificative-pour-2026","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi-finances-rectificative/2026/2026 - 004/fra@2026-07-13","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-07-13T14:43:15.858218","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":76,"numero":"009-2026/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI n°009-2026/PL\r\nrelative au régime des cultes","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-24T13:53:51.957502","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Fidy BARINIAINA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n009-2026pl-relative-au-regime-des-cultes","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/009-2026/PL/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-24T13:53:52.488507","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":75,"numero":"007-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 010 -2026/PL\r\nportant création des corps techniques des fonctionnaires de l’Administration\r\nfiscale et fixant leurs régimes particuliers respectifs","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-24T13:52:38.133321","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Marco TSARADIA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-010-2026pl-portant-creation-des-corps-techniques-des-fonctionnaires-de-ladministration-fiscale-et-fixant-leurs-regimes-particuliers-respectifs","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/007-2026/PP/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-24T13:52:38.155350","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":74,"numero":"009-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 004 - 2026/PL","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-24T13:48:46.122596","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Siteny Thierry RANDRIANASOLONIAIKO","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-004-2026pl","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/004-2026/PL/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-24T13:48:46.734682","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":73,"numero":"006-2026/PP","intitule":"momba ny politikan'ny fampiasana teny sy zo momba ny teny eto Madagasikara","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-24T13:47:12.605525","status":"DRAFT","status_display":"Brouillon","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Navalona Franky Aimé RAKOTOHARITIANA","auteur_senateur":null,"slug":"momba-ny-politikanny-fampiasana-teny-sy-zo-momba-ny-teny-eto-madagasikara","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/006-2026/PP/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-06-24T13:47:13.233577","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":72,"numero":"023-2026","intitule":"AVANT-PROJET DE LOI PORTANT LÉGISLATION PHYTOSANITAIRE","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-24T13:33:34.659308","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"avant-projet-de-loi-portant-legislation-phytosanitaire","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/023-2026/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-24T13:33:35.788803","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":68,"numero":"021-2026","intitule":"PROJET DE LOI n°021/2026 du 02 juin 2026","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-24T13:26:29.949308","status":"DRAFT","status_display":"Brouillon","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n0212026-du-02-juin-2026","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/021-2026/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-06-24T13:26:36.009121","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":67,"numero":"015-2026","intitule":"PROJET DE LOI n° 015/2026 du 28 avril 2026","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-24T13:23:39.164805","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0152026-du-28-avril-2026","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/015-2026/fra@2026-06-24","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-24T13:23:45.875976","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":66,"numero":"012-2026","intitule":"PROJET DE LOI N°012-2026 DU 19 MAI 2026  PORTANT CONTRÔLE DE LA MÉTROLOGIE LÉGALE A MADAGASCAR","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:36:47.332983","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n012-2026-du-19-mai-2026-portant-controle-de-la-metrologie-legale-a-madagascar","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/012-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:36:47.349098","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":65,"numero":"011-2026","intitule":"PROJET DE LOI N° 011-2026 PORTANT LOI DE RÈGLEMENT POUR 2020","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:32:07.423894","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-011-2026-portant-loi-de-reglement-pour-2020","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/011-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:32:08.052212","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":64,"numero":"010-2026","intitule":"PROJET DE LOI n° 010/2026 du 06 mai 2026\r\nAUTORISANT LA RATIFICATION DE L’ACCORD PORTANT CREATION\r\nDE LA FACILITE AFRICAINE DE SOUTIEN JURIDIQUE","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:25:13.959496","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0102026-du-06-mai-2026-autorisant-la-ratification-de-laccord-portant-creation-de-la-facilite-africaine-de-soutien-juridique","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/010-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:25:14.332047","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":63,"numero":"009-2026","intitule":"PROJET DE LOI N°009-2026 DU 28 AVRIL 2026 RELATIF A LA GESTION LOCALE DES RESSOURCES\r\nNATURELLES RENOUVELABLES ACTUALISEE","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:23:19.817878","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n009-2026-du-28-avril-2026-relatif-a-la-gestion-locale-des-ressources-naturelles-renouvelables-actualisee","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/009-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:23:20.243115","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":62,"numero":"008-2026","intitule":"PROJET DE LOI N° 008-2026 DU 28 AVRIL 2026 AUTORISANT L’ADHÉSION DE MADAGASCAR A LA CONVENTION SUPPRIMANT L'EXIGENCE DE LA LÉGISLATION DES ACTES PUBLICS ÉTRANGERS OU CONVENTION APOSTILLE","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:20:04.750286","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-008-2026-du-28-avril-2026-autorisant-ladhesion-de-madagascar-a-la-convention-supprimant-lexigence-de-la-legislation-des-actes-publics-etrangers-ou-convention-apostille","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/008-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:20:05.259563","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":61,"numero":"019-2026","intitule":"PROJET DE LOI N° 019/ 2026 du 02 juin 2026\r\nportant réglementation des activités liées aux jeux d’argent\r\net des établissements de jeux.","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T11:14:03.378492","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-019-2026-du-02-juin-2026-portant-reglementation-des-activites-liees-aux-jeux-dargent-et-des-etablissements-de-jeux","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/019-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T11:14:03.885931","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":60,"numero":"018-2026","intitule":"PROJET DE LOI N°018-2026 DU 02 JUIN 2026 AUTORISANT LA RATIFICATION DE PRËT RELATIF AU FINANCEMENT PROJET D'EXTENSION DU PÉRIMÈTRE DE BAS MANGOKY PHASE II (PEPBM II), CONCLU LE 06 MAI 2026 ENTRE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR ET LA FACILITE D'APPUI A LA TRANSITION","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T10:58:55.404500","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n018-2026-du-02-juin-2026-autorisant-la-ratification-de-pret-relatif-au-financement-projet-dextension-du-perimetre-de-bas-mangoky-phase-ii-pepbm-ii-conclu-le-06-mai-2026-entre-la-republique-de-madagascar-et-la-facilite-dappui-a-la-","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/018-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T10:58:55.839098","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":59,"numero":"18-2026","intitule":"PROJET DE LOI N° 18-2026 DU 02 JUIN 2026 AUTORISANT LA RATIFICATION DE L'ACCORD DE PRÊT RELATIF AU FINANCEMENT DU PROJET D'EXTENSION DU PERIMETRE DE BAS MANGOKY PHASE II (PEPBM II), CONCLU LE 06 MAI 2026 ENTRE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR ET LE FOND AFRICAIN DE DEVELOPPEMENT (FAD)","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T10:52:59.654543","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-18-2026-du-02-juin-2026-autorisant-la-ratification-de-laccord-de-pret-relatif-au-financement-du-projet-dextension-du-perimetre-de-bas-mangoky-phase-ii-pepbm-ii-conclu-le-06-mai-2026-entre-la-republique-de-madagascar-et-le-fond-af","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/18-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T10:53:00.274897","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":58,"numero":"017-2026","intitule":"PROJET DE LOI N°017/2026\r\nPORTANT STATUT DES COMPTABLES PUBLICS","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T10:41:17.586770","status":"DEPOT","status_display":"Dépôt officiel","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n0172026-portant-statut-des-comptables-publics","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/017-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"DEPOT","etape_display":"Dépôt officiel","date":"2026-06-16T10:41:23.482412","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":57,"numero":"016-2026","intitule":"PROJET DE LOI N° 016/2026 du 02 JUIN 2026\r\nAUTORISANT LA RATIFICATION DU PROTOCOLE SUR LA FINANCE ET L’INVESTISSEMENT AU SEIN DE LA COMMUNAUTE DE DEVELOPPEMENT DE L’AFRIQUE AUSTRALE (SADC)","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-06-16T10:37:10.727032","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0162026-du-02-juin-2026-autorisant-la-ratification-du-protocole-sur-la-finance-et-linvestissement-au-sein-de-la-communaute-de-developpement-de-lafrique-australe-sadc","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/016-2026/fra@2026-06-16","etapes":[{"etape":"EXAMEN_COMMISSION","etape_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","date":"2026-06-16T10:37:19.112291","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":56,"numero":"2026-003","intitule":"LOI ORGANIQUE n° 2026-003\r\nportant refonte du Statut de la Magistrature","type_texte":"AU","type_texte_display":"Autre","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-09T14:29:29.551491","status":"PROMULGATION","status_display":"Famoahana","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"loi-organique-n-2026-003-portant-refonte-du-statut-de-la-magistrature","akn_uri":"/akn/mg/doc/unknown/2026/2026-003/fra@2026-06-09","etapes":[{"etape":"PROMULGATION","etape_display":"Famoahana","date":"2026-06-09T14:29:30.051001","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":55,"numero":"2026-002","intitule":"LOI n° 2026-002 sur les Sûretés","type_texte":"AU","type_texte_display":"Autre","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-06-09T14:26:31.589597","status":"PROMULGATION","status_display":"Famoahana","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"loi-n-2026-002-sur-les-suretes","akn_uri":"/akn/mg/doc/unknown/2026/2026-002/fra@2026-06-09","etapes":[{"etape":"PROMULGATION","etape_display":"Famoahana","date":"2026-06-09T14:26:33.159453","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":49,"numero":"014-2026","intitule":"PROJET DE LOI n° 014/2026\r\nPORTANT LOI DE FINANCES RECTIFICATIVE\r\nPOUR 2026","type_texte":"LFR","type_texte_display":"Loi de finances rectificative (LFR)","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-29T15:23:36.597143","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0142026-portant-loi-de-finances-rectificative-pour-2026-projet-de-loi-n-0142026-portant-loi-de-finances-rectificative-pour-2026-plfr-2026-expose-des-motifs-version-din-projet-de-loi-n-0142026-portant-loi-de-finances-rectificative","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi-finances-rectificative/2026/014-2026/fra@2026-05-29","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-29T15:23:37.605639","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":48,"numero":"PL n°004-2025","intitule":"PROJET DE LOI  n°004 2025 du 18 juin 2025\r\nréprimant les infractions en matière foncière","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:48:47.749167","status":"AJOURNE_EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Examen commission ajourné","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n004-2025-du-18-juin-2025-reprimant-les-infractions-en-matiere-fonciere","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/PL n°004-2025/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:48:48.654342","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":47,"numero":"022-2025","intitule":"PROJET DE LOI N°022/2025 du 08 décembre 2025\r\nSUR LA LUTTE CONTRE LA TRAITE DES ETRES HUMAINS","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:43:42.106173","status":"AJOURNE_EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Examen commission ajourné","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n0222025-du-08-decembre-2025-sur-la-lutte-contre-la-traite-des-etres-humains-lassemblee-nationale-et-le-senat-ont-adopte-en-leurs-seances-respectives-en-date-du-le-president-de-la-refondation-de-la-republique-chef-de-letat-vu-la-co","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/022-2025/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:43:42.701527","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":46,"numero":"017-2025","intitule":"Projet de loi n°017/2025 du 3 décembre 2025\r\nsur l’accès à l’information à caractère public","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:39:54.163210","status":"AJOURNE_EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Examen commission ajourné","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"portant-presentation-au-parlement-du-projet-de-loi-n0172025-du-3-decembre-2025-sur-lacces-a-linformation-a-caractere-public-le-premier-ministre-chef-du-gouvernement-vu-la-constitution-vu-le-decret-n2025-1101-du-20-octobre-2025-portant-nomination","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/017-2025/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:39:55.006692","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":45,"numero":"016-2025","intitule":"PROJET DE LOI N° 016/2025 du 19/11/25\r\nRelative à la Prévoyance Sociale","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:38:37.867219","status":"AJOURNE_EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Examen commission ajourné","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0162025-du-191125-relative-a-la-prevoyance-sociale","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/016-2025/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:38:38.375014","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":44,"numero":"002-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI  ORGANIQUE n° 015-2025/PL\r\nrelative au Conseil économique, social, et culturel","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:35:43.861603","status":"AJOURNE_EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Examen commission ajourné","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Hervé HANOGNONA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-organique-n-015-2025pl-relative-au-conseil-economique-social-et-culturel-1","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/015-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:35:44.305715","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":43,"numero":"003-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI ORGANIQUE n°003-2024/PL\r\nportant refonte du Statut de la Magistrature\r\nPrésentée par RABY SAVATSARAH Ain’Harimanga,\r\nDéputé de Madagascar\r\nélue à Farafangana,\r\nPrésidente de la Commission Juridique","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:27:37.568146","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"SAVATSARAH Ain' Harimanga Gabrielle RABY","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-organique-n003-2024pl-portant-refonte-du-statut-de-la-magistrature-presentee-par-raby-savatsarah-ainharimanga-depute-de-madagascar-elue-a-farafangana-presidente-de-la-commission-juridique","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/003-2024/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:27:37.992043","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":42,"numero":"004-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI n°012-2025/PL portant Code du Transport Fluvial et de la Navigation Intérieure","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:26:59.149832","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Velomanana Solomampionona RAZAFITSIALA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n012-2025pl","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/012-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:26:59.570351","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":41,"numero":"005-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 006-2025/PL\r\nmodifiant certaines dispositions de la Loi n° 2015-005\r\nportant refonte du Code de gestion des aires protégées,\r\nprésentée par Dinah ROMUAL, Député de Madagascar\r\nélu dans le District de Maroantsetra","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:26:17.498281","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Romual DINAH","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-006-2025pl-modifiant-certaines-dispositions-de-la-loi-n-2015-005-portant-refonte-du-code-de-gestion-des-aires-protegees-presentee-par-dinah-romual-depute-de-madagascar-elu-dans-le-district-de-maroantsetra","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/006-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:26:17.867783","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":40,"numero":"006-2026/PP","intitule":"PROPOSITION  DE LOI n° 002-2025/PL\r\nportant refonte de  la Loi  n° 2015-054 du 16 décembre  2015\r\nportant Code de l’Artisanat","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:25:40.541912","status":"ADOPTION_SEANCE","status_display":"Adoption en séance plénière","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Sophie Soamiadana RATSIRAKA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-002-2025pl-portant-refonte-de-la-loi-n-2015-054-du-16-decembre-2015-portant-code-de-lartisanat","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/002-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:25:41.331074","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":39,"numero":"018-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 018-2025/PL\r\nportant Statut Particulier du Corps des Administrateurs Civils","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:25:04.931503","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Siteny Thierry RANDRIANASOLONIAIKO","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-018-2025pl-portant-statut-particulier-du-corps-des-administrateurs-civils","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/018-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:25:05.436337","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":38,"numero":"016-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI  n° 016-2025/PL\r\nfixant le régime particulier des Corps des Agents du Service des Domaines, présentée par RAZAFINDRAMASY FARALAHY Célestin,\r\nDéputé de MADAGASCAR élu à Benenitra","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:24:19.609139","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Faralahy Célestin RAZAFINDRAMASY","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-016-2025pl-fixant-le-regime-particulier-des-corps-des-agents-du-service-des-domaines-presentee-par-razafindramasy-faralahy-celestin-depute-de-madagascar-elu-a-benenitra","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/016-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:24:20.033903","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":37,"numero":"013-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI  n° 013-2025/PL portant Code du  Transport Maritime de Madagascar","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:23:37.823584","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Velomanana Solomampionona RAZAFITSIALA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-013-2025pl","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/013-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:23:38.262803","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":36,"numero":"010-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI n°010-2025/PL\r\nmodifiant et complétant certaines dispositions de la Loi n°2011-002\r\ndu 15 juillet  2011, modifiée et complétée par la Loi n°2022-024\r\ndu 30 janvier 2023, portant Code de la Santé","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:22:58.861108","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Fanomezantsoa Yves Georges ANDRIAMIHAJA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n010-2025pl-modifiant-et-completant-certaines-dispositions-de-la-loi-n2011-002-du-15-juillet-2011-modifiee-et-completee-par-la-loi-n2022-024-du-30-janvier-2023-portant-code-de-la-sante","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/010-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:22:59.220107","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":35,"numero":"009-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 009-2025/PL\r\nrelative  à la refonte de la Loi n° 95-010 du 10 juillet 1995\r\nportant Statut du personnel du Corps de l’Administration Pénitentiaire","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:21:57.002533","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Velomanana Solomampionona RAZAFITSIALA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-009-2025pl-relative-a-la-refonte-de-la-loi-n-95-010-du-10-juillet-1995-portant-statut-du-personnel-du-corps-de-ladministration-penitentiaire","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/009-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:22:01.940660","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":34,"numero":"008-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 008-2025/PL\r\nportant Statut particulier des Greffiers Judiciaires de Madagascar","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-28T17:21:12.117593","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Velomanana Solomampionona RAZAFITSIALA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-008-2025pl-portant-statut-particulier-des-greffiers-judiciaires-de-madagascar","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/008-2025/PL/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:21:12.567210","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":33,"numero":"002-2026","intitule":"Projet de Loi n° 002/2026 du 15 janvier 2026\r\nPortant régime de protection de la Propriété Industrielle à Madagascar","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:18:35.335769","status":"EXAMEN_COMMISSION","status_display":"Fandinihana eny anivon'ny vaomiera","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0022026-du-15-janvier-2026-portant-regime-de-protection-de-la-propriete-industrielle-a-madagascar","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/002-2026/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:18:36.620575","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":32,"numero":"024-2025","intitule":"PROJET DE LOI  n° 024/2025 du 08 décembre 2025\r\nsur les sûretés","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-05-28T17:14:40.180133","status":"ADOPTION_SEANCE","status_display":"Adoption en séance plénière","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-0242025-du-08-decembre-2025-sur-les-suretes","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/024-2025/fra@2026-05-28","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-28T17:14:43.061556","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":31,"numero":"015-2025/PL","intitule":"PROPOSITION DE LOI  ORGANIQUE n° 015-2025/PL relative au Conseil économique, social, et culturel","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-26T12:04:07.314911","status":"AJOURNE_ADOPTION_SEANCE","status_display":"Adoption séance ajournée","resume_texte":"","auteur_depute_nom":"Hervé HANOGNONA","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-organique-n-015-2025pl-relative-au-conseil-economique-social-et-culturel","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/015-2025/PL/fra@2026-05-26","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-05-26T12:04:07.776688","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":28,"numero":"RI-AN","intitule":"Règlement intérieur de l'Assemblée Nationale","type_texte":"RI","type_texte_display":"Règlement intérieur","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-18T06:23:46.149033","status":"PROMULGATION","status_display":"Famoahana","resume_texte":"Règlement intérieur de l'Assemblée Nationale","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"reglement-interieur-de-lassemblee-nationale","akn_uri":"/akn/mg/doc/unknown/2026/RI-AN/fra@2026-05-18","etapes":[]},{"id":27,"numero":"CT-2010","intitule":"Constitution de la IVème République","type_texte":"CT","type_texte_display":"Constitution","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-05-18T06:23:29.350360","status":"PROMULGATION","status_display":"Famoahana","resume_texte":"Constitution de la IVème République","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"constitution-de-la-iveme-republique","akn_uri":"/akn/mg/doc/unknown/2026/CT-2010/fra@2026-05-18","etapes":[]},{"id":26,"numero":"023-2025","intitule":"PROJET DE LOI  n° 023/ 2025 du 08 décembre 2025\r\nrelatif a l’enregistrement des naissances a titre dérogatoire\r\ndans le cadre de l’opération d’enrôlement biométrique de masse","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-04-20T10:33:54.974000","status":"LOI_ADOPTE","status_display":"Loi adoptée définitivement","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-023-2025-du-08-decembre-2025-relatif-a-lenregistrement-des-naissances-a-titre-derogatoire-dans-le-cadre-de-loperation-denrolement-biometrique-de-masse-1","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/023-2025/fra@2026-04-20","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-04-20T10:33:55.020000","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":25,"numero":"023-2025","intitule":"PROJET DE LOI  n° 023/ 2025 du 08 décembre 2025\r\nrelatif a l’enregistrement des naissances a titre dérogatoire\r\ndans le cadre de l’opération d’enrôlement biométrique de masse","type_texte":"PL","type_texte_display":"Projet de loi","origine":"GOUVERNEMENT","origine_display":"Gouvernement","date_depot":"2026-04-17T11:46:22.367000","status":"LOI_ADOPTE","status_display":"Loi adoptée définitivement","resume_texte":"","auteur_depute_nom":null,"auteur_senateur":null,"slug":"projet-de-loi-n-023-2025-du-08-decembre-2025-relatif-a-lenregistrement-des-naissances-a-titre-derogatoire-dans-le-cadre-de-loperation-denrolement-biometrique-de-masse","akn_uri":"/akn/mg/bill/loi/2026/023-2025/fra@2026-04-17","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-04-17T11:46:23.127000","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]},{"id":21,"numero":"001-2026/PP","intitule":"PROPOSITION DE LOI n° 011-2025/PL sur la protection spéciale des personnes atteintes d’albinisme","type_texte":"PP","type_texte_display":"Proposition de loi","origine":"AN","origine_display":"Antenimieram-pirenena","date_depot":"2026-04-07T10:53:39.828000","status":"LEGISLATIF","status_display":"Formatage législatif","resume_texte":"La proposition de loi n° 011‐2025/PL vise à renforcer la protection des personnes atteintes d’albinisme à Madagascar, en s’appuyant sur les articles constitutionnels garantissant le droit à la vie et l’interdiction de traitements cruels. Face à la hausse des agressions, le texte prévoit des mesures spéciales d’ordre administratif, social, judiciaire, éducatif et sanitaire, ainsi qu’une responsabilité accrue des parents, de la communauté et de l’État. Il définit l’albinisme, les actes de discrimination et les mesures de protection, et alourdit les sanctions pénales contre les auteurs de violences. Un comité dédié sera créé pour coordonner ces actions et veiller à la mise en œuvre effective de la protection, sans distinction de nationalité.","auteur_depute_nom":"Jean Nicolas RANDRIANASOLO","auteur_senateur":null,"slug":"proposition-de-loi-n-011-2025pl-sur-la-protection-speciale-des-personnes-atteintes-dalbinisme","akn_uri":"/akn/mg/bill/proposition/2026/011-2025/PL/fra@2026-04-07","etapes":[{"etape":"DRAFT","etape_display":"Brouillon","date":"2026-04-07T10:53:39.856000","commentaire":"Dépôt initial du texte"}]}]}